Loisirs

Kapila “Adisanina be galona” Hivoaka amin’ny 27 mey


  • Zoma 23 Mey 2014

Azon’ny mpankafy manerana ny Nosy jifaina manomboka ny 27 mey izao ny horonantsary “Adisanina be galona”.

 Toy ny nataon’ity tranom-pamokatra ity tamin’ny “Adisanina Valala” dia mbola notazoniny ihany ny fampitambarana ireo mpilalao matihanina tao amin’ny “Malok’Ila” sy ireo avy amin’ny “104” hiara-milalao ato amin’ny “Adisanina Begalona” miampy an-dry Randafy. Raha tsiahivina dia ny Alatsinain’ny Paska teo no naseho vahoaka voalohany teto an-drenivohitra ny “Adisanina Be Galona”. Feno hipoka ny Ritz sy Rex ary Roxy tamin’izay, tamin’ireo fidirana anankiroa. Nisy aza nody fotsiny fa tsy tafiditra. Efa nahatety ny faritra rehetra koa izy mialoha ny famoahana ny kapila.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT