Loisirs

Arisoa Fleur Mikarakara tolotra ho an'ny fetin'ny Reny


  • Alakamisy 22 Mey 2014

Mikarakara tolotra ho an'ny fetin'ny Reny ny Arisoa Fleur etsy Manakambahiny. Araka izay anarana izay dia voninkazo no tena mampahalaza azy.

 Efa fito izao no nisian'ny Arisoa Fleur. Sambany izy no mandeha irery amin'izao ankatoky ny fankalazana fetin'ny Reny izao manome tolotra mifanaraka amin'ny fahefa-mividin'ny isan-tokantrano. Ankoatra ireo karazam-boninkazo an-jatony hita ao aminy dia misy ihany koa ny fehezam-boninkazo. Nanomboka ny alatsinainy lasa teo ny hetsika tsy hifarana raha tsy ny andron'ny sabotsy 24 mey ho avy izao. Manolo-tsaina ireo raim-pianakaviana tsy manan-kevitra ny amin'ny karazam-boninkazo hatolotra ny vadiny ihany koa izy ireo.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT