kolontsaina

Silo & suite... Manome fotoana etsy amin’ny Piment café


  • Alarobia 30 Novambra 2022

Ho anao akaiky rehetra, hoy I Silo, dia etsy amin’ny Piment Café no fotoana ny zoma 2 desambra izao manomboka amin’ny 9 ora alina. Ity toerana ity, hoy izy, ilay tanana matetika hilazako ny hoavy,

hanandramako ny hira vaovao, indrindra, hizarako izay voatsirambin’ny tanana vaovao. Izay, araka izany, no antony nampisalorana ny anaran’ity fotoana ity ho “Silo & suite...”. Andrandraina ihany koa, araka izany, aorian’izao ny tohin’ity revy ity, hoy kosa ireo mpankafy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT