• Zoma 26 Aogositra 2022
kolontsaina.Mpanakanto Tiana Prisca Hiditra amin’ny sehatra matihanina

Hiroso amin’ny sehatra matihanina ny Mpanakanto vao erotrerony Tiana Prisca izay vao 20 taona monja,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
kolontsaina.Shyn- Makua Tour 2022 "Mahavita zavatra tsara ny Malagasy"

Mampanantena seho kanto, tsara kalitao, miavaka ary mendrika ny mpankafy i Shyn ny 30 oktobra 2022 izao eny amin'ny lapan'ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ho fanombohana ny Makua tour 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
kolontsaina.Sambava Efa lasa tsaky ihany koa ny voay

Tsy hahalala intsony ny voay sy ny ragidro ny taranatsika sasany atsy ho atsy. Mandeha hatrany mantsy ny fihazana sy ny fandripahana itony biby arovana itony eto amintsika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
kolontsaina.Avoko production Vita ny fanodinana sarimihetsika tany Dubai

Tafaverina teto an-tanindrazana ny faran'ny herinandro teo ny ekipan'ny Avoko production rehefa nanao fanodinana sarimihetsika nandritry ny tapabolana tany Dubai.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2022
kolontsaina.Fialan-tsasatra ho an’ny mpianatra Mila manomana 4 hetsy Ar raha kely

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vakansy lehibe isika eto Madagasikara amin’izao. Tsy vitsy araka izany ireo mitondra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2022
kolontsaina.Mbola Talenta, Beauzaka De Mala Tarika,… Hampianoka bàgasy any Soavinandriana

Itasy Anoka bàgasy, io no lohatenin’ny fampisehoana anaty trano fisakafoana na “Cabaret concert” ao Soavinandriana Itasy sy manondidina ny 26 oagositra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT