kolontsaina

Lolo, mandeha irery Ao amin’ny La Cigale - Paris no hisantatra ny taona


  • Talata 20 Desambra 2022

Hiditra an-tsehatra amin’ny fisantarana ny fampisehoana andehanany irery I Lolo, mitarika ny Lolo sy ny tariny, ny 20 may 2023, raha ny vaky sehatry ny taom-baovao no ambara.

Araka ny efa nahazatra azy an-taona maro moa izao dia ao amin’ny La Cigale, ao Paris, Frantsa, no hanatanterahany ity fampisehoana ity. Efa eo am-panomanana fatratra sahady izany ny lehilahy, raha ny fampitam-baovao voaray, ka heverina noho izany fa hiavaka noho ireo efa hita hatramin’izay izany amin’ity indray mitoraka ity. “Bonbon gasy”, “Lemizo”, “Lekoma”, ela no tsy nahenoana an-tsehatra izany teto an-tanana niaraka tamin’ity mpanakanto ity fa dia hahazo tombony manokana aloha izany ry zareo any Paris, hoy ireo mpankafy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT