• Alatsinainy 20 Martsa 2023
kolontsaina.Résidence Rainilaiarivony etsy Amboditsiry Havadika ho mozea ho azon’ny rehetra tsidihina

Havadika ho mozea ho azon’ny rehetra tsidihina ny résidence Rainilaiarivony etsy Amboditsiry.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Martsa 2023
kolontsaina.TENY GASY Fanabeazana sy Fampianarana tsara orina no fototry ny Firenena

Tsy resaka vatsim-pianarana ihany ny raharaha manahirana ny Fampianarana eto. Olana am-polo taona maro no nojerem-potsiny ka tonga homamiadana ankehitriny, mangaoka ny taovan’ny Fanabeazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Martsa 2023
kolontsaina.Ba gasy Hanome atrikasa i Kolibera

Tsy laingalainga na amin’ilay antsoina isaky ny voalohan’ny volana aprily hoe “poisson d’avril” ity,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
kolontsaina.Lianah, 19 taona nihirana “Tsy natao hirotorotoana ny kanto”

Namoaka vokatra vaovao foana i Lianah, hoy ity mpanakanto nisehatra teo amin’ny hira sy mozika tao anatin’ny 19 taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
kolontsaina.Awards Novegasy Naato noho ny olana ara-tenika ny fifidianana

Efa 3 taona nisesy izao no nisian’ny fifidianana ireo sarimihetsika maro mpankafia sy mpilalao maro mpakafia izay antsoina hoe “Awards Novegasy”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
kolontsaina.Musée de la photo Andohalo Hiaka-tsehatra i Mamisoa Razanajatovo rahampitso

Mandalo eto Madagasikara Razajatovo Mamisoa, vehivavy teratany Malagasy manan-talenta amin’ny resaka hira nandeha nanatevina traikefa sy fahaizana tany am-pitandranomasina tany.

Hamaky ny tohiny
FTT