• Alatsinainy 09 Janoary 2023
kolontsaina.Zazangaly Refy Namoaka ny “Mohara”

Namoaka ny boky mitondra ny lohateny hoe “Mohara” ny poeta Zazangaly refy. Mirefy 20 santimetatra sy 14 santimetatra ny boky, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
kolontsaina.Tempo gaigy Antsirabe no hisantarana ny 2023

Ao Antsirabe, ilay tanàna nahabe, no nofidian’ny tarika mpiangaly ny gadona Dance, Tempo gaigy, hisantarana ny taona 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
kolontsaina.TENY GASY Fivavahana : iza no mino marina fa mahafantatra ?

Mpianatry ny Jesoita aho, nandritra ny folo taona. Nahazo tokoa «Ny Fanahy no Olona». Latsa-paka mandrak’androany ny hoe «Miorim-paka hanasoa olona». Saingy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
kolontsaina.Andro iraisampirenena ho an’ny kabary Hiainga eo Anosibe ny diabe

Hiainga eo Anosibe ny diaben’ny mpikabary malagasy mikambana ao amin’ny Hajan’ny gasy, ny 15 janoary izao ary hihazo ny lalana mankeny amin’ny Parvis Analakely,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2023
kolontsaina.40 taona niakarana an-tsehatra Mampanantena seho maro i Poopy

Hankalaza ny faha-40 taona niakarany an-tsehatra amin’ity taona 2023 ity i Poopy. Mampanantena ny mpankafy azy hatramin’izay ka hatramin’izao izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2023
kolontsaina.Asaramanitry ny taom-baovao Samy niezaka nifaly tamin’izay teo am-pelatanany

Na tsy dia tsapa ho somary nihena aza ny fivezivezena dia tsapa fa marobe ihany ireo olona, fianakaviana nisafidy ny hivoaka kely omaly 1 janoary.

Hamaky ny tohiny
FTT