- Alakamisy 30 Martsa 2023
kolontsaina.Henri Ratsimbazafy Hitantara an-kira ny 90 taona niainany
Nandroso be ny mozika malagasy, hoy i Henri Ratsimbazafy, izay hankalaza ny tsingerintaona faha 90 nahaterahany etsy amin’ny CC ESCA Antanimena ny 2 aprily izao manomboka amin’ny 2 ora sasany tolakandro.
Hamaky ny tohiny
