kolontsaina

Misaona ny mozika malagasy Nodimandry i Doria Rakotondrazaka


  • Alatsinainy 03 Aprily 2023

Misaona ny mozika malagasy. Nodimandry ny sabotsy teo, noho ny lozam-pifamoivoizana nihatra taminy teny

Ambohidroa, ny mpampianatra sady mpitendry vatamaroafitsoka mbola tanora vao erotrerony sady fanta-daza, Nirina Harilala Doria Rakotondrazaka, fantatra amin’ny anarana maha mpanakanto hoe Doria Rakotondrazaka. Voadonan’ny kamiao moa ny moto nentiny, ka izay no voalaza fa namoizany ny ainy, raha ny fampitam-baovao voaray. Namela mpitondra tena sy kamboty 3 mianadahy moa izy izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Mirary fiononana feno ho an’ireo akaiky azy rehetra sy ny fianakaviany ny eto amin’ny gazety Tia tanindrazana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT