kolontsaina

23 taona nandehanana irery Ho fintinin’i Lola anaty adin’ny 4 tsy miato


  • Alatsinainy 17 Aprily 2023

Ho fintinin’i Lola anaty adin’ny 4 tsy miato izay 23 taona nandehanana irery tao anatin’ny tontolon’ny hira sy mozika izay. Lola 100%, hoy ity mpanakanto ity,

no hanao seho miavaka be ao amin’ny kianjaben’i ESCA Antanimena ny 7 may izao. Hira miisa 45 no hokaloina tsy an-kiato. Ireo hira nanamarika ny taona nifandimby, hanembonanao ny fahazazanao, fahatanoranao ary ireo hira vaovao isan-karazany dia samy hiaraha-mifaly amin’io fotoana io avokoa ka tsara raha miomana dieny izao, hoy hatrany i Lola.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT