- Zoma 14 Aprily 2023
kolontsaina.José, tarika Hasina Hankalaza ny 20 taona namoronan-kira
Anio 14 mey 2023 no fotoana ao amin’ny CC ESCA Antanimena hanamarihana ny faha 20 taona namoronan’i José ao amin’ny tarika Hasina hira sy ny faha 25 taona naha filohan’ny STK Fanasim-piderana azy.
Hamaky ny tohiny
