• Alarobia 07 Jona 2023
kolontsaina.Maitre Feno «Izaho sy ianao mifampihaino no mampandroso firenena»

Samia manadio ny tandrify azy, hoy ny mpitsabo nentim-paharazana sady mpandala ny nentin-drazana, Randimbiarimanana Feno Manankasina na Maitre Feno, naneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2023
kolontsaina.Maitre Gims ao Mahamasina Hanomezana sehatra ireo mpanakanto Malagasy koa

Bella», «J’me tire», « Changer », « Zombie », «Avant qu'elle parte» no santionany amin’ireo hira nahafantaran’ny maro ilay mpanakanto iraisampirenena manana ny lazany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Jona 2023
kolontsaina.FIZALAOTRA Hanao fivoriambe eto Antananarivo

Hanatanteraka fivoriambe eny amin’ny Espace ORION Ankadindratombo ny FIZALAOTRA (Fikambanan’ny Zanak’Ampielezana terak’Alaotra)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Jona 2023
kolontsaina.TENY GASY Repoblika Malagasy : Filoha ambony fahantrana

Mahantra ny olona. Andro alahady, nandalo ny tetezan'Ampasika. Tsy misy "andro fitsaharana" tokoa raha ny hanina anio, fitady androtr'io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Jona 2023
kolontsaina.Fampivelarana ny mahaolona sy toetsaina

Tanora miisa 40 nisitraka fifampizarana tao Mahabo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2023
kolontsaina.Fanabeazana sy asa fandraharahana Hiara-hiasa akaiky ny Club IST’Orique sy ny JEJOO

Sekoly ambony momba ny teknolojia ny IST ary lalam-piofanana lehibe telo no misy ao aminy izay tsy misy fampiofanana momba ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
FTT