• Zoma 26 Mey 2023
kolontsaina.TENY GASY Gasy mamita-tena imason’ny Vahiny

Fombantsika efa hatramin’ny andron’ny Ntaolo ny manome toerana mihaja izay vahiny miantrano ary mampandroso azy eo «avara-patana».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
kolontsaina.TENY GASY Tantely, fangaraka, fanenitra ary olona : fiaraha-monina amin’ny filo

FANGARAKA (Firaketana) : bibikely azo lazaina ho rahavavin’ny fanenitra, fianakavian’ny renintantely. Kely dia kely ny andilany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
kolontsaina.Tantara an’onjampeo «Ondry botry» Ho lalaovina an-tsehatra

Hanatanteraka seho an-tsehatra eny amin'ny Ekar Ambohimiandra, distrikan'Ambohitrimanjaka, ireo andrarezin'ny filalaovana tantara an'onjampeo ahitana an-dRakoto, i Faly, i Niravo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
kolontsaina.TENY GASY Valala, voangory, angidina : nihinana bibikely ny Ntaolo

Ny «bibikely» no nahavery anarana an’Ingahy Jules Prosper Goudot, «entomologiste» nivahiny teto fony faha Ranavalona I (nanjaka 1828-1861) :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
kolontsaina.Taratry ny mazava -20 taona Ho tendrena avokoa ny hira rehetra

Hamarana ny fanamarihana ny faha 20 taona nijoroany ny antoko mpihira Taratry ny mazava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
kolontsaina.TENY GASY Hajao, hono, ny Lalampanorenana : izay lazainy, tsy ataony

Mianiana fa hanaja sy hitandrina toy ny anakandriamaso ny Lalàmpanorenana sy ny lalàm-panjakana»... Ramatoa Razanamahasoa,

Hamaky ny tohiny
FTT