kolontsaina

Hetsika «Talenta 2» Nahaliana ny vita Malagasy


  • Talata 27 Jona 2023

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny andiany faharoa amin’ilay hetsika Talenta na ny «Talenta 2». Tsiahivina fa nandritry 4

andro moa no nanatonsana izany ka nahafahana nampiranty vokatra maro, indrindra, ireo vokatra malagasy na ara-tsakafo izany na teo amin’ny resaka asa tanana sy talenta marolafy. Nahaliana ny vita malagasy, raha ny fanehoan-kevitr’ireo nitsidika ity hetsika natao teny amin’ny Akanin-jazavavy Behoririka ity, indrindra, ireo vahiny. Amin’ny andiany fahatelo indray miezaka manome ny misimisy sy ny tsaratsara kokoa, hoy ny mpikarakara sy mpandray anjara.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT