kolontsaina

Hetsika Talenta andiany faharoa Hanandratana ny vita Malagasy


  • Alarobia 21 Jona 2023

Hiditra amin’ny andiany faharoa amin’ity anio ity hatramin’ny 24 jona izao ny hetsika Talenta na Talenta 2.

Etsy amin’ny akanin-jazavavy Behoririka no hanatontosana izany ary isan’ny natao hanandratana ny vita malagasy izy ity, raha ny fanazavana. Araka izay anarana izay dia talenta na vokatra malagasy maro no ho hita eny an-toerana, indrindra, asa tanana vita malagasy. Eo koa ireo fanaingoana efitrano isan-karazany toy ny hosodoko sy sikotra, raha ny fanazavan’ny isan’ireo mpandray anjara hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT