- Alarobia 21 Jona 2023
kolontsaina.Hetsika Talenta andiany faharoa Hanandratana ny vita Malagasy
Hiditra amin’ny andiany faharoa amin’ity anio ity hatramin’ny 24 jona izao ny hetsika Talenta na Talenta 2.
Hamaky ny tohinyHiditra amin’ny andiany faharoa amin’ity anio ity hatramin’ny 24 jona izao ny hetsika Talenta na Talenta 2.
Hamaky ny tohinyNy fiarahamonim-pirenena, ny fiangonana, ny fanatanjahantena, ny fikambanana maro samihafa, hoy ny filohan’ny fikambanana Hafari malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa,
Hamaky ny tohinyHo tontosaina ao Antsohihy, renivohitry ny faritr’i Sofia, ny 21 hatramin’ny 23 jolay 2023 izao ny andiany voalohany amin’ny hetsika goavana, Festival Dona be.
Hamaky ny tohinyRy mpiadidy mahefa ny tany sy ny fanjakana, hoy ny filohan’ny ONG Ny Fanahy Mahaolona, Ny Rado Rafalimanana. Manana adidy ny tena hiresaka ny nataonareo ny omaly (TTF : ny alin’ny alahady teo).
Hamaky ny tohinyNankalazaina omaly alahady 18 Jona ny fetin’ny Ray. Samy nanana ny fomba nentiny nanamarihana izany ny tsirairay tamin’ny ankapobeny saingy ny tena tsikaritra dia tsy nalaza loatra ny fety.
Hamaky ny tohinyMankalaza ny iray volan’ny teny malagasy isika ankehitriny ary miara-manamarika manokana izany koa ny fikambanana Ny Apinga
Hamaky ny tohiny