- Zoma 02 Jona 2023
kolontsaina.Carpe diem Ho ampiainina etsy Isoraka miaraka amin’ny Doubl’e’nn
Antsika izao tontolo izao», io no lohatenin’ny fampisehoana ho entin’ilay mpiangaly mozika Rap efa nanamarika ny faraparan’ny taona 1990
Hamaky ny tohinyAntsika izao tontolo izao», io no lohatenin’ny fampisehoana ho entin’ilay mpiangaly mozika Rap efa nanamarika ny faraparan’ny taona 1990
Hamaky ny tohinyLaharana faharoa amin’ny maha olona ny olona ny teny, hoy ny mpandala maha malagasy sady filohan’ny Fikambanan’ireo mpitsabo nentim-paharazana eto amintsika na ANTM, Josephin Andriandrainarivo.
Hamaky ny tohinyHankalazaina mandritra ity volana jona ity ny iray volana ho an’ny ankizy. Tsy handalo fotsiny ihany izany ho an’ny vadin’ny filoha amin’ny alalan’ny fikambanana Fitia sy ny Ministeran’ny mponina.
Hamaky ny tohinyTranga anisan’ny tena mbola mahabe resaka eny anivon’ny fiaraha-monina indrindra rehefa miditra amin’ny vanim-potoanan’ny ririnina tahaka
Hamaky ny tohinyRoanjato sy arivo taona tany ho any no naiditra teto ny omby. Ny fandinihina ny zavamaniry sy ny fahasimban’ny ala no namantaran’ny arkeôlôgy izany.
Hamaky ny tohinyFahombiazana tanteraka no azon’ny orinasa Star tamin’ny fikarakarana ilay hetsika fitsangatsanganana goavambe Pique-nique géant fresh notanterahina teny amin’ny Park Analamanga omaly Alatsinain’ny Pentekosta.
Hamaky ny tohiny