• Talata 04 Jolay 2023
kolontsaina.10 taonan’ny fandaharana Kolots’Art 15 taona no mpanakanto zandriny indrindra nandray anjara

Nomarihina ary naseho ho an'ny rehetra tetsy amin'ny AFT Andavamamba, omaly ny faha 10 taonan'ny fandaharana Kolots'Art ao amin'ny fahitalavitra rahavavy Kolo TV.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2023
kolontsaina.TENY GASY Vahiny sesehena, mpiavy marobe, maha tompon-trano mihono

LaFrantsa moa indraindray, noho ny «fiaraha-monina» nandritra ny enimpolo taona (1896-1960), dia ohatran’ny hoe mifanao trano atsimo sy avaratra amintsika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2023
kolontsaina.Tarika Rabejean Miarinarivo Hihaona amin’ny mpankafy eto Antananarivo

Ny alakamisy 6 jolay izao no hihaonan’ny tarika Rabejean Miarinarivo indray amin’ireo mpankafy azy eto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2023
kolontsaina.JS Twins Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Ethnika

Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Ethnika, ao anatin’ny Urbania Analakely ireo mpanakanto malagasy kambana mirahalahy JS Twins.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jona 2023
kolontsaina.Artista hitondra tolo-dalàna Nasain’ny antenimierandoholona miverina anio

Nasain’ny teo anivon’ny antenimieran-doholona miverina anio ireo artista hitondra tolo-dalàna ho dinihina tetsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2023
kolontsaina.Tantara amin’ny onjampeo Ho lalaovina an-tsehatra koa ny «Anjara voasedra ve?»

Hitohy any Antanifotsy indray ny seho an-tsehatra iarahana amin'ireo mpilalao tantara amin'ny onjampeo ka hiseho

Hamaky ny tohiny
FTT