kolontsaina

40 taona niakaran-dRajery an-tsehatra Hamoaka ny rakikira “Fito”


  • Zoma 04 Aogositra 2023

43 taona nitendrena valiha, 40 taona niakarana an-tsehatra, 30 taona teo amin’ny sehatra iraisampirenena, tsy manao politika ary tsy manohana an’iza na iza aho,

hoy i Rajery, fa mpanakanto tsotra. Miezaka mitondra sy mampiseho eran-tany ny hatsaran’i Madagasikara sy ny kolontsaina ara-mozika aho, hoy izy. Hivoaka amin’ny faran’ity volana aogositra ity eto Madagasikara ny rakikira vaovao mitondra ny lohateny hoe “Fito”. Miisa 9 kosa, hoy hatrany ny fanazavany, ireo hira ho heno anatin’ny rakikira. “Alamino”, “Omby”, “Machine”, “Amorom-patana”,”Doum tarara”, “Tsapiky”, “Soatoavina”, “Anatra roa”, “Tsiky”, ireo moa no lohatenin-kira voarakitra ao anatin’ny “Fito”.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT