kolontsaina

40 taona niakarana an-tsehatra Hamoaka ny rakikira “Fito” i Rajery


  • Zoma 04 Aogositra 2023

43 taona nitendrena valiha, 40 taona niakarana an-tsehatra, 30 taona teo amin’ny sehatra iraisampirenena,

tsy manao politika ary tsy manohana an’iza na iza aho, hoy i Rajery, fa mpanakanto tsotra. Miezaka mitondra sy mampiseho eran-tany ny hatsaran’i Madagasikara sy ny kolontsaina ara-mozika aho, hoy izy. Hivoaka amin’ny faran’ity volana aogositra ity eto Madagasikara ny rakikira vaovao mitondra ny lohateny hoe “Fito”. Miisa 9 kosa, hoy hatrany ny fanazavany, ireo hira ho heno anatin’ny rakikira. “Alamino”, “Omby”, “Machine”, “Amorom-patana”,”Doum tarara”, “Tsapiky”, “Soatoavina”, “Anatra roa”, “Tsiky”, ireo moa no lohatenin-kira voarakitra ao anatin’ny “Fito”.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Nanandratra avo ny gadona Tsapiky
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Anisan’ny notoloran’ny

  • MPANANKATO NICO -LAH-STAR
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Maty nisy nisompatra

  • Honorat Fou hehy
  • Zoma 17 Aprily 2026

Efa tsara fandraisana

  • Festival de Tsapiky
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

Nafaran’ny fitondram-panjakana manokana i Tirike

  • Tsaho ny filazana fa maty
  • Talata 07 Aprily 2026

i Honorat Fou hehy

Hijery ny tohiny
FTT