kolontsaina

Andro iraisam-pirenena ho an’ny asa tanana Ankalazaina any Moramanga anio


  • Sabotsy 10 Jona 2017

Hankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny asa tanana anio sabotsy 10 jona ny any amin’ny distrikan’i Moramanga. Hametraka tantara goavana ho an’ity distrika iray ity sy ireo mponina ao aminy izany.

Hatolotra ireto farany anio ilay  tetikasa goavana hananganana orinasa lehibe ao Moramanga, izay afaka handray mpiasa marobe tokoa entina hampihenana ny tahan’ny tsy fananan’asa. Tena hampivoatra ny  fiainam-bahoaka ary hitondra fiharin-karena vaovao  ho an’ny mponina tokoa  izany orinasa vaovao izany. Olona maherin’ny 1000 isa mantsy  no hahazo asa, araka ny nambaran’ny solombavambahoakan’i Moramanga omaly, Randriamahefa Charles. Marihina moa fa efa vita ny 95%-n’ny asa tokony ho amin’ny fananganana  ity orinasa ity ka fotoana vitsy monja sisa dia ho afaka higoka ny tombontsoa azo avy amin’izany ireo mponina ao Moramanga.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT