kolontsaina

Rija Rasolondraibe sy ny Mission SOS Hanafana eny Alarobia mandritra ny 4 andro


  • Talata 20 Jona 2017

« Famantarana sy fahagagana » no lohatenin’ny hetsika iarahan’ireo misionera miisa 300 avy amina firenena 25 sy ireo mpihira ara-pilazantsara vitsivitsy toa an-dry Rija

 

 Rasolondraibe, hotronin’i Joseph D’af sy ny Antsa an’i Kristy manomboka rahampitso alarobia ka hatramin’ny alahady 25 jona izao etsy amin’ny kianjan’Alarobia. Toriteny sy fiderana an-kira no hita eny an-toerana mandritry ny 4 andro, hoy ny fanazavana, ary hisy ihany koa ny asa sosialy samihafa toy ny fizarana sakafo sy entana ilaina amin’ny andavanandro raha ankatoavin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo. Ny hitory ny filazantsara sy hampahafantatra an’i Jesoa Kristy amin’ny olon-drehetra no tena tanjona, hoy ny mpikarakara ary ireto misionera ireto no ho vavolombelona.

Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT