kolontsaina

Valabetokana-Faratsiho Mandry tsy lavoloha ny mponina


  • Alakamisy 13 Septambra 2018

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’ny Kaominina Valabetokana, Distrikan’i Faratsiho, Faritra Vakinankaratra.

 

Mandry tsy lavoloha ny mponina amin’ny asan-jiolahy tato anatin’ny tapabolana izao, teo anelanelan’ny 20 aogositra sy 3 septambra dia nitrangana fanafihana mitam-basy tao an-toerana. Fianakaviana iray isan’ny voa, lasan’ny jiolahy ny 20 tapitrisa Ariary. Voaroba hatramin’ny Fiangonana, ka najifa tamin’izany ny fitaovana fanamafisam-peo hatramin’ny “plaque solaire”. Tebiteby andro aman’alina no iainan’ny mponina, na ny asa fihariana aza tsy mandeha amin’izay laoniny, ka manao antso amin’ny mpitondra fanjakana izy ireo hijerena vahaolana haingana mikasika izany.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT