kolontsaina

Orinasa Telma Raikitra ny tolotra ho an’ny Noely


  • Alarobia 28 Novambra 2018

Hatramin’ny 35% ny fihenam-bidy atolotry ny orinasa Telma ireo mpanjifa azy amin’izao akatoky ny fetin’ny noely izao.

 

 

 

Anisan’ny hahitana fihenam-bidy na ireo finday tsotra na ireo avo lenta toy ny smartphone, raha ny fanazavana. Manomboka eo amin’ny 19.000 ariary ka hatramin’ny 239.000 ariary amin’ny ankapobeny ny vidin’ireo finday atolotr’ity orinasan-tserasera ity. Efa nanomboka tamin’ny 23 novambra no nanomboka ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona miaraka amin’ny Telma.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT