- Sabotsy 05 Janoary 2019
kolontsaina.Vahoaka malagasy Avereno amin’ny hasiny, hoy ny ABA
Nivalona iny ny taona 2018, tontosa ihany koa ny fifidianana ho filoham-pirenena ary miandry ny valiny avy amin’ny HCC isika.
Hamaky ny tohinyNivalona iny ny taona 2018, tontosa ihany koa ny fifidianana ho filoham-pirenena ary miandry ny valiny avy amin’ny HCC isika.
Hamaky ny tohinyTsy azo tsinontsinoavina sy hodian-tsy hita ny asa tanana satria maherin’ny roa tapitrisa amin’ny Malagasy no mivelona aminy. Mitondra vokatra ho amin’ny fampandrosoana ara-toekarena eto Madagasikara izany satria manome 15 % hatramin’ny 17 % amin’ny harinkarena faobe.
Hamaky ny tohinyAnkizy miisa 105 sy renim-pianakaviana miisa 105 no nisitraka ny asa fanasoavana nataon’ny fandaharana Light Generation sy ny tarika NTC Gospel ary ny Messengers ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohinyNikatona omaly ny fankalazana ny faha 3 taonan’ny vondron’ny mpikabary ankehitriny na ny VMPA, izay hivondronana fikambanana mpikabary miisa 15.
Hamaky ny tohinyHiaka-tsehatra etsy amin’ny Dome RTA Ankorondrano ny tarika Mage 4 amin’ny zoma 21 desambra ho avy izao, izay ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Noely.
Hamaky ny tohinyMitombo isa ireo mpanoratra Malagasy vao erotrerony. Iray amin’ireo manomboka mametraka ny dian-tanany i Hoby Rasolofoarimasy, izay hamoaka ny sangan’asany voalohany dia ny boky amboaran-tononkalo “Vikina”,
Hamaky ny tohiny