kolontsaina

Mpanakanto SHYN Voatendry ho ambasadaoron’ny Airtel


  • Talata 12 Martsa 2019

Taorian’i Stephanie dia voatendry ho ambasadaoron’ny Airtel vaovao indray Shyn na i Bejean Prospere ilay mpanakanto tsy zoviana amin’ny maro intsony

 

 . Antony nisafidianan’ity orinasam-pifandraisana iray ity azy ny maha-tanora manatalenta an’i Shyn no sady efa nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny sehatra maro manerana izao tontolo izao. Manana ny mampiavaka azy koa i Shyn raha ny nambarany omaly. Anisan’ireny ny fahaizany mifandray aman’olona manomboka amin’ny saranga farany ambany indrindra ka hatrany amin’ny farany ambony.  Any amin’izay lafiny izay izy raha ny nambarany no hijoro  ho solombavan’ny vahoaka fa tsy voatery hifaninana ho eny Tsimbazaza.  Anisan’ny tolotra voalohany ahitana an’i Shyn miaraka amin’ny Airtel moa ilay tolotra vaovaobe  Sim  Airtel M’lay izay efa miparitaka eto amintsika. 500 Ar monja ny fahana hampidirina amin’izany dia hahazoana bonus 100 % hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa amin’ny resaka serasera izay hataon’izy ireny.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT