• Alarobia 23 Janoary 2019
kolontsaina.Tetikasa Zavamanitra Tontosa tao Fandriana ny “Soa Ifampizarana”

Tontosa ny talata 22 janoary 2019 ny fampahalalana ny “Soa Ifampizarana”, tetikasa iray izay ao anatin'ny “Tetikasa Zavamanitra”, any amin'ny Distrika Fandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Janoary 2019
kolontsaina.QUATUOR SQUAD Hiseho an-tsehatra etsy amin'ny AFT Andavamamba

Hampianoka ny mpankafy azy ireo ny hakanton’ny feon-dokanga etsy amin’ny AFT Andavamamba ny 25 janoary ho avy izao manomboka amin’ny 6 ora sy sasany ny tarika Quatuor Squad.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2019
kolontsaina.Teatra Malagasy Feno 90 taona amin’ity 2019 ity ny Tropy Jeannette

Feno 90 taona katroka amin’ity 2019 ity ny tropy teatraly Malagasy “Tropy Jeannette” izay niforona tamin’ny taona 1929.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Janoary 2019
kolontsaina.Tarika Spesialista Hamoaka hira vaovao betsaka mihetsiketsika

Mitondra zava-baovao ny tarika Spesialista, tarihin-dRandrianasolo Hugues amin’izao fiandohan’ny taona vaovao 2019 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
kolontsaina.Fanaovana hosodoko Tsy ampy ny sehatra ivelarana eto Madagasikara

Velon-taraina ireo mpanao hosodoko eto Madagasikara noho ny tsy fahampian’ny fitaovana. Olana be ihany koa, hoy izy ireo ny tsy fisian’ny sehatra mba ahafahana mivelatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
kolontsaina.Sary hosodoko Manomboka mahaliana ny tanora Malagasy

Manomboka mahaliana ireo tanora eto amintsika ny sary hosodoko. Marobe tokoa mantsy ireo tonga mitsidika ilay hetsika Fangaro II tanterahina etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely

Hamaky ny tohiny
FTT