kolontsaina

FITAMBARAN’NY ANTEMORO ETO ANTANANARIVO Tsy tokony halana amin’i Fitovinagny ny tanànan’i Namorogna


  • Alakamisy 28 Febroary 2019

Ny tanànan’i Namorogna no nahafitovinagny azy raha ara-tanàna, hoy ny fitambaran’ny Antemoro eto Antananarivo na ny FIANTA.

 

 

 

 

Ankehitriny anefa dia tadiavin’ireo mpanao politika sasany hasintaka an’ity faritra iray ity io kaominina iray io satria be mponina ary hatambatra amin’ny faritra Vatovavy. Ankoatra izay; hangatahin’ireo mpikambana ao amin’ny FIANTA ihany koa ny hampitambarana ny distrikan’Ikongo ho ao anatin’ny Faritra Fitovinagny mba hizaran’ny distrika telo telo anatin’ny faritra vaovao Vatovavy. Hangatahin’ny FIANTA ihany koa  ny hamoronana sy hananganana distrika vaovao ho an’ny Faritra  Fitovinagny ka distrika telo vaovao ny ao Manakara ary distrika iray vaovao ao Vohipeno mba hahafeno ilay isa fito izay isa masina tokoa ho an’iny faritra iny miaraka amin’ny distrikan’i Ikongo.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT