kolontsaina

Victorio Randriamihanta Ny fanajana ny kolontsaina ihany no mampandroso ny firenena iray


  • Zoma 05 Aprily 2019

Amin’ny ankapobeny, tsy misy fanajana intsony ny kolontsaina maha malagasy antsika, hoy Randriamihanta Victorio, filohan’ny fikambanana Malagasy Iray Hasina fa saika miaina amin’izay saim-pantany avokoa sisa ny rehetra.

 

 

 

Nitondrany fanazavana manokana  ny resaka  fasana izay nambarany fa tsy nampidirana razana lena mihitsy tamin’ny andro fahiny fa natao anirotra aloha. Rehefa maina ilay razana vao ampidirina ho fanajana ny fomba saingy tsy hita firy intsony izany ankehitriny eto amintsika. Ny tsy fanajana ny  kolontsaina tahaka ireny dia mety hanapotika ny firenena iray, antony mampahantra ireo mponina ao aminy. Miezaka mampahafantatra ny fomba sy ireo karazana kolontsaina Malagasy etsy amin’ny Tahala Rarihasina ity filohan’ny fikambanana Miahy ity hahafantaran’ny rehetra ny tena tsiambaratelony.  

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT