kolontsaina

Fara Gloom Namoaka ny rakikira « Gasikara »


  • Talata 11 Jona 2019

Misy kalo, Aiza izy izay, …anisan’ny hira nahafantarana an’i Fara Gloom. Nampahafantariny tetsy amin’ny Hotely Telozoro Andrefan’Ambohijanahary ny fivoahan’ny rakikira “Gasikara”.

 

 

 

 Mazava ho azy fa mibahan-toerana hatrany ny gitara ary anisan’ny manaingo ny vazo ao mihitsy i Johhny Basy sy Mbola Talenta izay efa matihanina daholo. Misy hiran’Ingahibe Tselonina 3 amin’ireo hira 8 masaka ireo, hoy i Fara ary tsy mahagaga izany satria efa mpiara-miasa hatramizay izy ireo. Amin’ny 28 jona no hampahafantarina ary holalaovina eo anatrehan’ny mpankafy ao amin’ny Telozoro ihany ity vokatra vaovao be ity ary aorian’izay dia hivazo ireo hira hafa nahafantarana azy i Fara Gloom.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT