kolontsaina

Bodo Manao hosodoko ihany koa


  • Zoma 29 Mey 2020

Mana-talenta hafa ankoatra ny fihirana sy ny fifehezana ny fanaovana sakafo, i Bodo.

 

Manao hosodoko ihany koa izy. Niboiboika ny aingam-panahiny nandritra ny fihibohana ary efa nahavita tabilao maromaro izy amin'izao. Tabilao izay mirakitra sary sy loko, harafiny manaraka ny aingam-panahiny. Ho avy ny Fetin'ny Reny, fotoana omeny lanja manokana isan-taona ka hiroso amina varotra fampirantiana ireo sangan'asany izy. Hanomboka ny sabotsy izao ity varotra fampirantiana ity ka eny amin'ny PAPER STORE, ao amin'ny Centre Commercial Akoor Digue Andohatapaneka no hanatanterahany izany, mandritra ny 2 herinandro. Marihina fa efa hatramin'izay i Bodo no nanao hosodoko saingy ny fihirana no tena nifantohany.

Nangonin’i RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT