kolontsaina

Raharaha Colisée Anatirova Nifampiresaka tamin’ireo ben’ny tanàna hafa ny Komba


  • Talata 01 Septambra 2020

Ny hevitra nianganay tao anatin’iny fangatahana, izay nambaran’ny HCC fa hoe tsy azo raisina iny, dia hoe tokony manana ny anjara andraikiny ary manana

 

 

 

ambara ao anatin’ny fanovana ny endriky ny vakoka toy ireny Colisée ireny ny tomponandraikitra eo anivon’ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana ka tafiditra amin'izany ny mpanolontsain'ny tanàna, hoy ny mpanolotsain’ny tanànan’Antananarivo avy ao amin’ny Komba, Hilda Hasinjo Ravelonahina. Ny lalampanorenana ao amin'ny andininy faha 119 dia manome alalana ny mpikambana tompon’andraikitra eo anivon’ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hangataka ny hevitry ny HCC hanome ny heviny amin’ny fampiharana ny lalampanorenanana. Ny teto Antananarivo tsy nanao ilay fangatahana hevitra ny ben’ny tanàna, raha nisy ny fananganana iny colisée iny. Tsy nanao izany ihany koa ny lehiben’ny mpanolontsain’ny tanana ka dia niezaka izahay tao amin’ny mpanolontsaina Komba nifampiresaka tamin’ireo ben’ny tanàna any amin’ny tanàna hafa satria afaka mangataka izay avokoa rehefa voafidy ao amin’ny CTD, hoy hatrany ny fanazavany mikasika ity raharaha mbola ilan’izy ireo mangarahara hatramin’izao ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT