kolontsaina

Mpamokatra horonantsary Malagasy Lasa hihazakazahan’ny mpanambady


  • Alarobia 09 Septambra 2020

Somary henjakenjana toy ny nahazo ny olon-drehetra koa ny nahazo anay mpisehatra eo anivon’ny famokarana horonantsary malagasy, hoy ny mpamokatra, Keylash Youme.

 Ny artista no mpanjifanay voalohany kanefa izy ireo koa niatrika fihibohana. Teo amin’ny 4 volana teo angamba dia nipetrapetraka fotsiny fa rehefa nivaha tsikelikely ilay fihibohana dia mba efa afaka nanatontosa kely ny maraina. Taorian’ny fanambaran’ny filoham-pirenena no nanomboka niverina ihany koa, hoy hatrany izy, no nanomboka naka famandrihana ny olona, indrindra, ireo mpanambady izay tena nihazakazaka tokoa. Na ny horonantsary koa aza efa manomboka miverina tsikelikely. Amin’izao anefa satria iaraha-mahalala ny zava-nisy hoe nandalo fahasahiranana ny rehetra dia tsy afaka ny hitazona ilay sarany teo aloha, hoy hatrany ny tenany.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT