kolontsaina

Fitokanana ny Rova Nanao antso avo ny Filoha


  • Zoma 06 Novambra 2020

“Tafajoro indray Anatirova ankehitriny, 25 taona aty aoriana rahefa may ny 06 Novambra 1995. Koa asaiko manokana ianao izay lavitra sy manaraka etoana amin'ireo fitaovan-tserasera rehetra mba hanaraka mivantana ny lanonana eny

 

Anatirova rahampitso 06 novambra 2020 manomboka amin'ny 10 ora maraina. Fa ireo lasa lavenona dia nitsangana indray mba hamelona ny hambompom-pirenena sy ny fitiavan-tanindrazana ao am-pontsika Malagasy. Masina ny Tanindrazana», hoy i Andry Rajoelina tao amin’ny tambajotran-tseraserany omaly. Andrasana izay ho endri-pitokanana sy ho fizotry ny lanonana anio, fa raha ny omaly aloha nifanindran-dalàna tamin’ny lanonam-pandraisana ny satroboninahitry ny fiandrianan’ny mpanjaka, dia mbola nipatrapatraka ihany koa ny fanamelohana ny fananganana ny Kianja Masoandro ao anaty rova.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT