kolontsaina

Tsara tarehy madagasikara Lasan’i Edmine Minah ny amboara


  • Alatsinainy 20 Desambra 2021

Lasan’i Edmine Minah, avy amin’ny foko vezo ny amboara tamin’ilay fifaninana Tsara tarehy Madagasikara nandraisan’ireo foko 18 eto Madagasikara anjara,

 lanonana notanterahina ny faran’ny herinandro teo. Teny amin’ny Arenah Ivandry no namaranana ny fifaninanana izay lasan’ny faritanin’i Toliara. Lasan’ny foko Antambahoaka any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany kosa ny 1ere Dauphine izay nosoloan’i Soamihavana Prisca. Norombahin-dRakotonizao Miora Onotsoa avy eto Imerina kosa ny « coup de cœur » avy amin’ny mpitsara. Nafana ny lanonana tamin’ny ankapobeny. Tsiahivina moa fa tsy hipaka any ivelany akory ny asa hosahanin’izy 3 mirahavavy ireto fa hijanona eto Madagasikara ihany ka ny asa soa entina hanampiana ny mpiara-belona no tena hiantsorohany amin’izany. Pati
Legende : Nandritra ny fifaninana ! SARY NINDRAMINA
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT