kolontsaina

Fifaninanan-kira Top Kanto Amin’ny 17 desambra ny dingana famaranana


  • Alarobia 15 Desambra 2021

Taorian’ny fifantenana ireo sangan’asa findraman-kira marobe ao anatin’ilay fifaninanan-kira Top Kanto izay karakarain’ny Top Radio 102.8 FM

 dia fantatra omaly ireo mpifaninana miisa 10 hiatrika ny dingana famaranana izay ho tanterahana etsy amin’ny Canal Olympia Iarivo Andohatapenaka ny 17 desambra izao. Tsiahivina fa 𝟻𝟶%n'ny isa dia ny mpitsara no manome azy. Ny 𝟻𝟶% ambiny kosa dia fenoin'ny mpanaraka ny Top Radio tamin'ny alalan'ny safidy na “Voting” SMS sy Facebook. Toy izao, araka izany, ny lisitr'ireo tafiakatra, TOP K 04 (Dera LeRocker Andriatsitohaina - Eric Manana . “Tsy ferana”), TOP K 08 (Raz Sam - Njakatiana . “Anatra”), TOP K 12 (Anjara Rakotoniaina - Naka rabemanantsoa . “O Ratovo”), TOP K 14 (Hasina Andriamahefamanana - Lalao Rabeson . “Ny fijerinao”), TOP K 16 (Ndranja Raobeloson - Rija rasolondraibe . “Fiadanana”), TOP K 18 (Hasina Razafindraibe - Silo . “Nofinofy”), TOP K 20 (Voahary Hailey - Vaiavy Chila . “Tsy ambelako hampirafy”), TOP K 24 (Avotra Shyah - Bessa sy Lola . “Amontana”), TOP K 26 (Kévin Raw - Ludger Andrianjaka . “Nosy Tanindrazako”), TOP K 30 (Andry Randrianavony - Ny Voninavoko . “Voninavoko”). Ny zoma izao, manomboka amin’ny 2 ora sasany tolakandro, araka izany no fotoana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT