- Zoma 10 Jona 2022
kolontsaina.Tsenaben’ny Kabary Hatao ho isan’ny fanoitry ny fizahantany
Ho tontosaina ny 16 hatramin’ny 18 jona izao eny amin’ny zaridainan’Andohalo ny hetsika “Tsenaben’ny Kabary”.
Hamaky ny tohinyHo tontosaina ny 16 hatramin’ny 18 jona izao eny amin’ny zaridainan’Andohalo ny hetsika “Tsenaben’ny Kabary”.
Hamaky ny tohinyManakoako maneran-tany ny kabary Malagasy ankehitriny vokatry ny ezaka nataon’ny FIkambanan’ny MPIkabary MAlagasy tarihin’ny filohany Hanitra Andriamboavonjy.
Hamaky ny tohinyOlombelona tahaka ny inona no feno habibiana namono nahafaty an’i Rakotoarisoa Henri, 70 taona, izay fantatra tamin’ny fiarovany ny ala misy mitrandraka amin’ny fomba tsy ara-dalàna.
Hamaky ny tohinyTsy sehatry ny fivarotam-panafody ny mpitsabo Malagasy FITRAMA, hoy ny filohany, Jean Nirina Rafanomezantsoa,
Hamaky ny tohinyEfa nanao ilay hoe “Refondation du système pour le reel développement de Madagascar” ny tenako fony mbola CST, hoy ny mpanao politika, Joseph Yoland.
Hamaky ny tohinyMisaona ny tontolon’ny sary mihetsika Malagasy. Nodimandry omaly teo amin’ny faha-43 taonany ilay mpilalao sary mihetsika Rija Ratafika.
Hamaky ny tohiny