Zazavavikely naolana tamin’ny faha-7 taonany

11 taona taty aoriana vao sahy nitoroka an’ilay rangahy


  • Alakamisy 19 Oktobra 2023

Ela niharetana ny zazavavy kely tsy ampy taona iray monina ao Ambodirano Ivato.

Raha araka ny fantatra dia 7 taona izy no naolana lehilahy iray. Rehefa mahavita ny tokony nataony io lehilahy io dia mampihorohoro sy mandrahona azy ho faty hatrany. Teo amin’ny fahasivy taonany no tena nitrangan’izany. Ankehitriny, feno 16 taona izy ka nahiratra ny masony. Nitoroka ity lehilahy ity io zazavavy kely io. Lehilahy izay fantatra fa mbola sahy nirihariha nandehandeha teny rehetra teny ihany. Voatery nampidirina am-ponja vonjimaika araka izany ity farany taorian'ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana. Tsiahivina moa fa mbola tsy afaka ao anatin’io zazavavy kely ion y tahotra sy ny tebiteby raha vantany vao mahita io lehilahy nanolana azy io.
Pati
Legende : Ity ilay lehilahy nanolana no sady nampihorohoro ilay zazavavy kely tamin’izany fotoana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT