Zazalahy kely nahavita nanohitra voay

Avotra soa aman-tsara


  • Alakamisy 13 Febroary 2025

Zazalahy kely sahabo ho 10 taona no tafifanehatra tamin’ny voay tamina faritra iray teto Madagasikara,

raha ny fampitam-baovao voaray omaly sy ny sary efa niparitaka tanaty tambazotran-tserasera. Tsy maty fo aman’aina ity zazalahy kely ity, raha ny voalaza, fa nahavita nanohitra izany voay izany ka avotra soa aman-tsara ihany. Nahavita nanentsina tamin’ny tanany ny oron’ilay voay izy. Nanararaotra ny fahasemporan’ilay biby avy eo ka tafatsoaka. Naratra mafy ihany izy na izany aza ary voatery nozairina avokoa ireo faritra voakaikitra tamin’ny tenany, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

  • Tontolo iainana,
  • Talata 05 Mey 2026

tanora, angovo azo havaozina

  • Alaotra Mangoro
  • Talata 05 Mey 2026

Misokatra ny taom-piotazana,

  • Fanorenana ny
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

fandriampahalemana

  • Depiote Naivo Raholdina
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Voasambotry ny mpitandro ny filaminana…

Hijery ny tohiny
FTT