ZAZA VERY TENY NAMONTANA

Hita tao anaty rano ny vatana mangatsiakany


  • Alakamisy 05 Desambra 2024

Hita tao anaty rano teny Namontana afak’omaly Talata 03 Desambra toerana nahaverezany ihany ny vatana

mangatsiakan’i Kiady kely ilay zazalahy kely vao 2 taona sy 4 volana, nanaovana ombay mitady nandritra ny andro maromaro tao anatin’ny tambajotran-tserasera. Raha tsiahivina kely dia tamin’ny 28 Novambra lasa teo ho tamin’ny 11 ora teo ho eo no tsy hita ity zaza tsy manan-tsiny ity. Nanao tee-shirt vert armee sy short mainty izy tamin’ny fotoana nahaverezany. Tsy mbola misy aloha hatreto ny olona ahiahian’ny fianakaviany, raha araka ny loharanom-baovao azo. Mbola ao anatin’ny fanaovana autopsie ny razana rahateo ny tompon’andraikitra hoy hatrany ny vaovao. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo.
Nangonin’i Pati
Legende : I Kiady kely fony fahavelony !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT