Zaza very efa ho isan’andro

Mbola misy Ray aman-dReny manao tandrevaka ihany!


  • Alatsinainy 19 Mey 2025

Manoloana ny zava-mitranga tatoato, resaka zaza very, maty sy ny tariny

izay tena mampihoron-koditra, hoy ny mpanara-baovao iray ny sabotsy teo, nody avy niasa io hariva io aho dia talanjona sy gaga nahita ity ankizivavy kely iray nody avy nianatra. Mandeha irery tsy misy mpaka na mpanatitra izy, hoy izy. Nanontaniako izy dia hoe any an-trano ny reniny moa ny dadany miasa. 5 taona izy. Ny tiana hahatongavana dia indraindray isika ray aman-dreny no fositra hiavian'ny loza. Zazakely 5 taona ve dia avela handeha irery, hoy hatrany ny fanontaniana napetrak’ity mpanara-baovao ity? Tsikaritra ho mbola misy ray aman-dreny mampiana-janaka manao tandrevaka ihany araka izany manoloana ny zava-misy, raha ny fitantaran’ity mpanara-baovao ity ihany! Sanatria adino ve ny ora firavàn’ilay zaza sa tena efa izay mihitsy no fomba itaizana azy?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT