Actualités

Zaza nilalao Miady amin’ny fahafatesana nianjeran’ny «parpin»


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Maro ny loza mitranga eny anivon’ny fiarahamonina amin’izao fotoam-pialantsasatry ny mpianatra izao.

 

 Omaly tokony ho tamin’ny 11 ora sy 45 minitra, tany Toliara, dia ankizy iray 11 taona nilalao bisikileta nifanenjika tamin’ny namany no naratra mafy miady amin’ny fahafatesana, voatsindrin’ny biriky «parpin» maromaro niampy simenitra maina avy nandalorana nilatsaka avy ambony tamina trano iray an-dalam-panamboarana. Raha ny fanazavan’ireo nanatri-maso ny loza dia teo amin’ny tratrany no tena voa mafy tamin’ity zazalahy ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT