ZAZA NALATSAKA TAO ANATY LAVA-DRANO

Ny Reniny ihany no nahavanon-doza ?


  • Alarobia 25 Septambra 2024

Zaza vao 9 volana monja no fantatra fa nisy nandatsaka tao anaty lava-drano ary namoy

ny ainy tany Labandy Boriziny ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny fantatra dia fa vao 17 taona monja ny Renin’io zaza io izany hoe : mbola tsy ampy taona. Nilaozam-badiny vao tsy ela koa izy noho ny antony tsy fantatra. Miady irery amin’ny fikarakarana sy famelomana io zaza io izy noho izany. Niezaka ny nanara-maso ny fihetsiny ny polisy taorian’ny nahafaty ilay menaky ny ainy saingy toy ny mahazatra ihany. Toa tsy nalahelo io zanany namoy ny ainy io akory mantsy ity Renim-pianakaviana ity hoy ny manodidina, antony tsy maintsy nanaovan’ny polisy famotorana. Mitodika any aminy avokoa ny ahihian’ny rehetra noho izany. Andrasana izay mety ho tohin’ity tranga mampalahelo ity.
Nangonin’i Pati
Legende : Mbola tanora fanahy loatra ity Renim-pianakaviana ity !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT