Zandary kilasy voalohany iray

Nanolana zazavavy 10 taona


  • Alarobia 14 Febroary 2024

Zandary kilasy voalohany iray no nanolana zazavavy 10 taona,

ny alahady teo, tany Miandrivazo, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Mamo izy tamin'io andro io. Noho ny fihoaram-pefy hafa nataony dia nidiana tao amin'ny efitrano fanasaziana izy. Mbola nandrongatra indray ny tenany. Lasa nisotro toaka tany ivelany tany tamin'io alahady io. Mody nisy zavatra nanirahany an'ilay zanak'olona kanjo tany an-dalana dia naolany tamina toerana somary miafina. Nitomany io zaza io. Rehefa izay, nandositra ilay zandary. Hitan'ny namany ihany izy avy eo. Nanambara izy fa efa tsy te hanao zandary intsony. Tsy vao voalohany izy no manao fihetsika manalabaraka ny zandarimaria toy izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT