Tsy diso anjara amin’ny fanolorana azy ireo fitaovana hoenti-miady amin’ny tsimokaretina covid-19 ireo zandary miasa any amin’ny distrikan’i Fandriana Faritra
Amoron’i Mania fa notolorana izany tamin’ity fiandohan’ny herinandro hitsahana ity sady mbola notoloran’ny solombavambahoaka any an-toerana fankasitrahana."Motivation" ihany koa noho ny ezaka efa nataon’izy ireo tao anatin’izay ady natao hiarovana amin’ny tsy hianahan’ity tsimokaretina ity any amin-dry zareo izao.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.