Zandarimaria Ambohidratrimo

« Samia isika mailo amin’ity habetsaky ny orana ity »


  • Alarobia 07 Febroary 2024

Samia isika mailo amin'ity habetsaky ny orana ity, hoy omaly ny

avy eo anivon’ny fiadiadiana ny zandarimaria Ambohidratrimo. Ataovy amin'ny toerana tsy tratran'ny rano ny taratasy, fanafody, sy ny ilaina rehetra, hoy ny fanentanana. Mirary alina milamina ho antsika rehetra. Izahay kosa manohy ny fisafoana sao misy manararaotra ianareo resintory anaty orana ireo, hoy hatrany ny serasera.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT