Nianiana teo anoloan’ny fasan’i Mama aho, hoy ny zanaky ny mpanakanto,
Ninie Donia fa ho tohizako ny tolona izay nataony. Hamafisiko, hoy izy, fa hiasa aho hamita izay natombony. Tahaka ny reniko, ny fahafatesana ihany no mahasakana ahy. Ho avy tsy ho ela aho ry vahoakan’i Nosy Be. Mitohy ny tolona, hoy hatrany ny tovolahy!
J. Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.