Actualités

YLTP andiany faha-10 Nifanakalo traikefa tamin’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena


  • Alakamisy 07 Aogositra 2014

Nitsidika ny teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ka nifampizara traikefa tamin’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena, omaly ireo mpiofana YLTP (Youth Leadership Training Programme 2014) andiany faha-10.

Hetsika manokana tsy ao anatin’ireo “session 9” tsy maintsy hatrehan’izy ireo mialoha ny fivoahana ofisialy amin’ny 21 novambra 2014 ity natao ity .Ny “session” faha-6 ho tanterahina ny herinandron’ny 18 aogositra ho avy izao dia ny “voyage d’études”  hataon’ny mpiofana atsy amin’ny Nosy Maorisy. Marihina fa efa nanomboka tamin’ny 19 martsa ireto tanora (latsaky ny 38 taona notsongaina avy amin’ny 1600 nanatitra dosie tany amin’ny Friedrich-Ebert-Stiftung tompo-marika) avy amin’ny fikambanana samihafa na antoko politika isan-tsokajiny ireto no nanomboka nanaraka ny fiofanana Leadership maharitra 1 taona ary hahazo taratasy fanamarihana mazava tsara amin’ny farany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT