William Randriamahaleo

«Isika malagasy tsy mahasoa zavatra»


  • Alatsinainy 10 Febroary 2025

Manararaotra aho mampahatsiahy fa na inona na inona ratsy nataon'ny mpanjanaka,

hoy ny mpikatroka MFM, William Radriamahaleo, itony Parc de l'Est ao Antsirabe itony dia mampiseho fa nisy ny vazaha tia gasy, tia an'i Madagasikara ary nanao zavatra betsaka ho soa iombonana lovain-jafy. Io Parc de l'Est io dia i Pierre Boiteau, fony izy nanao fanompoam-pirenena frantsay taty no namorona an'io fa «botaniste» mpahaizaridaina izy, hoy izy. Izy koa no nandeha nanadina ny boka tany Manankavaly, nahita ny fampiasàn'ireo boka ireo ny talapetraka ho ody fery nanamboaran'i Ratsimamanga ny Madécasol namidiny tamin'ny laboratoara frantsay. Voaroaka moa i Boiteau tamin'ny 1947 noho ny fiandaniany tamin'ny tolona nataon'ny gasy. Izao no porofon'ilay ataon'i Tsilavina Ralaindimby hoe isika malagasy tsy mahasoa zavatra, hoy hatrany ity mpanao politika mpikambana ao amin’ny Mpitolona ho an’ny fandrosoan’i Madagasikara ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT