Actualités

Vono olona mampiahiahy Tovovavy 15 taona, hita faty teny an-tanimbary


  • Zoma 24 Jolay 2015

Tsy tonga nisakafo hariva niaraka tamin’ny fianakaviany ilay tovovavy, izay mpino advantista, ny alarobia alina, tany Nosiarina – Sambava, ka io nanaitra ireto farany.

Tovolahy iray no nanondro toerana lazainy fa nahitany farany ilay tovovavy ary hita tany tokoa saingy efa vatana mangatsiaka sady nahitana trobaka ny faritry ny lohany. Notanan’ny zandary avy hatrany hatao famotorana ilay tovolahy nanomboka omaly. Izy koa no voalohany ahiahian’ny fianakaviana ho namono ilay tovovavy.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT